Entrée milanto (lanto)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Milamina: Milanto erý ireto bokinao
¶ Milahatra na voalahatra tsara ka tonga mahafinaritra ny maso na ny sofina, mirindra: Milanto erý ny fiteniny ka maha-te hihaino
¶ Mifanaraka, mifankahazo: Milanto tsara ireto mpivady roa ireto
Mitovy hevitra: milahatra ~ milamina ~ mirindra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise arranged [Richardson 1885]
 to be well arranged; to get along together [Hallanger 1973]
Définition française être bien disposé; s'entendre [Hallanger 1974]
Morphologie 
milanto
nilanto
hilanto
milantoa

2012/08/14