Entrée | mila saina (ila, saina) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | To seek for advice. [Richardson 1885] | |
Synonymes | maka saina | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |