Entrée maka saina (aka, saina)
Partie du discours locution
Définition malgache mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao [Rajemisa 1985]
Synonymes mila saina

Entrée maka saina (aka, saina)
Partie du discours locution
Définition anglaise same as maka rivotra: to take exercise, seeking fresh air. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2012/06/13