| Entrée | 1 miletra |
| Radical | 2 letra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miditra ka tsy afa-mivoaka intsony: Miletra ao anatin' ny gadanà ny fanalahidy.
5 Miditra betsaka: Mbola miletra ato an-trano ihany ny olona, nefa efa tsy omby. 6 Mihinana be dia be, manao voky hatenda: Niletra ny anao lahy omaly tany amin'ny fanasana ha nandraiki-narary ~ Niletra vomanga Isambilo ka narary kibo. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 11 mihitsoka, 12 mihizina, 13 misesika, 14 misisika, 15 misosososo |
| Mis à jour le 2025/11/11 |
|