Entrée mino (ino)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao
Miaiky fa misy: Nino an' Andriamanitra ny Ntaolo malagasy
Mihevitra, matoky: Nino izy fa tsy hamely intsony ny fahavalo [1.1]
Explications en anglais To believe [1.7]
Explications en français Croire, avoir la foi [1.8]
Exemples 
1Tsy mino anao aho. [2.471]
2Diso ny mino fa manaiky daholo izay ilaina na tsiriritin-tany na iza na iza. [2.472]
Morphologie 
Présent : mino
Passé : nino
Futur : hino
Impératif : minoa

Entrée mino (ino)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Bara, Tanosy] Misotro [1.78]
Explications en anglais  [Provincial] To drink [1.7]
Explications en français  [Provincial] Boire [1.8]
Morphologie 
Présent : mino
Passé : nino
Futur : hino

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/09/14