|
|
|
|

Entrée1  miolaka
Radical  2 olaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity vao tonga any aminay.
5 Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahavoa azy. [1.1]
Explications en anglais  6 to wind about, to go in a serpentine direction; to be oblique, to speak in an ambiguous manner, to quibble, to prevaricate.. [1.2]
Exemples  7  Eo ambony andrefana atsimon' ny tanànan' Ambohijanaka, midina sy miolaka ny arabe. [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Synonymes  12 miolakolaka
Tous les mots composés  13 manga miolaka
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 kaliôma, 16 kimalao, 17 Mailoka, mailoka, 18 makalio, 19 mialoka, 20 mikaloa, 21 milaoka, 22 miloaka, 23 miolaka

Mis à jour le 2025/11/09