|
|
|
|

Entrée1  miolakolaka
Radical  2 olakolaka
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  4 tsy mahitsy. [1.13]
Explications en anglais  5 miolaka. [1.2]
6 to meander; to speak ambiguously or evasively. [1.7]
Explications en français  7 être sinueux; se détourner; être ambigu. [1.8]
8 en courbe. [1.13]
Exemples  9  miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. [2.470]
10  Mitahiry ao an-tsainy ny filazan'ny olo-malaza izy, ary mahatakatra ny oha-teny miolakolaka. [2.996]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Synonymes  14 miolaka
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 mialokaloka, 17 miolakolaka

Mis à jour le 2025/11/02