| Entrée |
 |
miondrika
(ondrika)
|
| Partie du discours | |
verbe actif
|
| Définition malgache | |
Milefitra ny loha, mirona, miraika mialo [...] ¶ Manarampo (amin' ny alahelo): Aza dia [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
|
| Traduction anglaise | |
To bow, to stoop, to bend. [Richardson 1885]
|
| | |
To bow, to stoop [Hallanger 1973]
|
| Traduction française | |
S'incliner, se courber; baisser la tête [Hallanger 1974]
|
| Morphologie | |
Présent
miondrika
|
Passé
niondrika
|
Futur
hiondrika
|
Impératif
miondreha
|
|
| Exemples | |
Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona, miondrika toa vesarana entana izany. [Andraina: Mitaraina, page 110]
raha mitraka homana aviavy / raha miondrika homana amontana [Fox: Hainteny, numéro 344]
|
|