|
|
|
|

Entrée (1/2)1 miongana
Radical  2ongana
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra
Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy
Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao [1.1]
Explications en anglais  5 to fall down, to sink, to be reduced. [1.2]
Exemples  6 raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany [2.131]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :

Entrée (2/2)11 miongàna
Radical  12ongana
Partie du discours  13 impératif du verbe actif miongana [Liste complète]
Explications en malgache  14 [1.1]
Explications en français  15 [1.3]

Anagrammes  16 amingano, 17 amongany, 18 manaingo, 19 manionga, 20 miangano, 21 miangòna, miangona, 22 miongàna, miongana, 23 mongaina

Mis à jour le 2025/11/03