Entrée miraraka (raraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to spill; to fall off; to be scattered [Hallanger 1973]
Définition française se répandre; se désagréger [Hallanger 1974]
Morphologie 
miraraka
niraraka
hiraraka
miraraha
Exemples 
1Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 149]
2na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [Rahajarizafy: Filozofia, page 117]
Citations 

2013/05/07