| Entrée (1/2) | 1 mirava |
| Radical | 2 rava |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro, [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to break up (of a meeting) [1.7] |
| Explications en français |
6 se séparer; se disperser après une réunion [1.8] |
| Exemples |
7 Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay.
[2.587#]
8 Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona. [1.353#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 2 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 14 miravà |
| Radical | 15 rava |
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif mirava [Liste complète] |
| Explications en malgache |
17 [1.1] |
| Explications en français |
18 [1.3] |
| Anagrammes | 19 miravà, mirava |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|