|
|
|
|

Entrée1  mirava samy marina
Mots élémentaires  2 mirava, 3 samy, 4 marina
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 zava-niseho tamin' ny andron-dRanavalona II no nahatonga an' io fitenenana io: somary sahala amin' ny didy manko, hono, ny miangona tamin' izany, ka tonga tao am-piangonana ny olona nefa tsy nisy mandrakariva ny mpitari-pivavahana; koa rehefa nirava ny olona, dia samy nirava samy marina, hono, satria samy tao am-piangonana nefa tsy niasa alahady [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12