Entrée miray hina
Mots élémentaires miray ; hina
Partie du discours locution
Explications en malgache Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana
Mitovy hevitra: iray donak' afo ~ iray erik' andro ~ iray fileovana ~ iray kondokondo ~ iray petsapetsa ~ iray tafasiry ~ iray vezovezo ~ izay iray vatsy iray aina ~ mifanakona ~ mifanampy ~ mifanao valin-tanana ~ mifanohana ~ mifanohantohan-tsy ho lavo ~ mifarimbona ~ mikambana ~ misalahy ~ mitambatra ~ mivondrona [1.1]
Explications en anglais To be of one accord [1.7]
Explications en français être d'accord, unir ses efforts [1.8]
Exemples 
1Tsy dia niray hina loatra. [2.366]
2ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava. [2.245]
3Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina! [2.270]

Mis à jour le 2023/09/10