Entrée mivondrona (vondrona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitambatra ka mikambana ho iray: Nivondrona ny fokonolona ka resy tosika ny olon-dratsy [Rajemisa 1985]
Définition française se réunir, s'agglomérer, se grouper [Abinal 1888]
Morphologie 
mivondrona
nivondrona
hivondrona
mivondròna
Exemples 
1Mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. [FOFAFIPE: Haivola]
2Raha heverina amin' ny haben' ny tanàna fahita any amin' ny faritanin' i Didy, tokony ho ny mponin' ny tanàna dimampolo no mivondrona eo. [Andraina: Mitaraina, page 199]

Entrée mivondròna (vondrona)
Partie du discours impératif du verbe actif mivondrona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2019/09/14