Entrée (1/2) | 1 miredona |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 redona |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Maneno miaraka: Miredona ny konseritra Mihira na mikiakiaka mafy indray miaraka: Raha vao niditra ny mpampianatra, dia indray niredona niarahaba azy ny mpianatra |
Exemples |
9 [2.470] Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; |
Vocabulaire |
10 Musique: (en général) 11 Son |
Entrée (2/2) | 12 miredòna |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif miredona [Liste complète] |
Radical | 14 redona |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Anagrammes | 17 iredonam, miredòna, miredona, môderina, noderaim |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |