|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mirefarefa
Radical  2 refarefa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao
5 Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano
6 Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro
7 Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra
8 Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany [1.1]
Exemples  9  Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany. [2.470]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14  2 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)15  mirefarefà
Radical  16 refarefa
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mirefarefa [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mirefarefa, mirefarefà

Mis à jour le 2025/11/26