Entrée mirindrina (rindrina)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo
¶ Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina [Rajemisa 1985]
Exemples   Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina. [Baiboly: 30:049:031/Jeremia 49:31..]
Morphologie  
mirindrina
nirindrina
hirindrina
mirindrìna
Mots composés, titres, noms  

Entrée mirindriña
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] manidintsidina [Rakotosaona 1972]

Entrée mirindrìna (rindrina)
Partie du discours   impératif du verbe actif mirindrina [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]
Exemples   Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao. [Baiboly: 33:003:024/Ezekiela 3:24..]

Mis à jour le 2013/05/08