|
|
|
|

Entrée1  misaotra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  saotra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mankasitraka noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena: Namonjy ahy tamin' ny loza izy ka nisaotra azy aho
Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa
Explications en anglais  9  [1.7] to thank; to bless; to divorce one's wife
Explications en français  10  [1.8] remercier; bénir; divorcer de sa femme
Exemples  11  [2.324] misaotra anareo roa lahy aho, fa nanao ala-nenina hianareo!
12  [2.470] misaotra dia misaotra anao indrindra, ry Aly, hoy Ramanabeloma velon-tsiky sy fahamiramiranana.
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot misaotra

Anagrammes  14  amotsira, isoratam, misaotra, misorata, mositara

Mis à jour le 2025/07/29