|
|
|
|

Entrée1  misoko ohatra ny ron-gisa
Mots élémentaires  2 misoko, 3 ohatra, 4 ro, 5 gisa
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 enti-milaza zavatra izay tsy hita maso ny fiasany nefa ny vokany ao ihany, zavatra tsy ampoizina nefa misy asany. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12