|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misosa
Radical  2 sosa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mizotra tsy miato: Nisosa ny fianarany ka tsy niato raha tsy tany amin' ny tanjon' ny bakalorea.
5 Mandeha milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina: Misosa ny fiainana raha misy vola, hoy ireo tsy mihevitra afa-tsy ny ara-nofo.
6 Mikorisa amin-javatra malama: Nahahitsaka hoditr' akondro aho teo an-tokonana ka avy hatrany dia nisosa terỳ an-tokotany.
7 Misononoka eo ambony rano: Nisosa ny lakana nitondra anay fa nitsoka malefaka ny rivotra. [1.1]
Exemples  8  misosa amboniny eny kosa ny zahatra andiany dimy aman' enina, mitondra hazo fisaka hamidy eny Isotry. [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  misosà
Radical  14 sosa
Partie du discours  15  impératif du verbe actif misosa [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  16 masiso, 17 misaso, 18 misosa, misosà, 19 mosasy, 20 Samosy, samosy

Mis à jour le 2025/11/12