Entrée misovoka (sovoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamely tampoka, manampoka: Nisovoka ny fahavalo
¶ Miditra mangina sy misokosoko mba tsy ho hita na ho re: Nisovoka namangy ny havany izy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misovoka
nisovoka
hisovoka
misovoha
Synonymes misoko

2010/05/14