Entrée |
mitehaka
(tehaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy ¶ Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to pat; to clap the hands, to applaud [Hallanger 1973]
|
Traduction française | donner une tape à; applaudir en battant des mains [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Exemples | Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [Andraina: Mitaraina, page 53]
|
Citations |
|