Entrée tehaka
Partie du discours nom
Définition malgache Fampikatrokatrohana ny felatanana roa entina manamarika ny fingadon' ny hira na ny hafaliana: Nirefodrefotra ny tehaka nony avy niteny izy
¶ Fikasihana amin' ny tanana
¶ Famelezana amin' ny felatanana (jereo Tehamaina) [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise the clapping of hands in applause; a pat [Hallanger 1973]
Traduction française tape de la main; applaudissements [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31