|
|
|
|

Entrée 1  miteny
Radical  2 teny
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mamoaka teny na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny ny zandrinay fa tsy mbola mandeha
5 Miresaka: Niteny tamiko momba anao i rainao
6 Manonona: Iza no niteny ny anarako taminareo ireo
7 Milaza (arahin' ny "hoe"): Raha vao niditra izy dia niteny hoe: "Ny Fiadanana anie ho aminareo". [1.1#729]
Explications en anglais  8 to speak, to tell; to admonish [1.7]
Explications en français  9 parler, dire; admonester [1.3#696, 1.8]
10 discourir, annoncer, proclamer, ordonner, défendre, avertir: Aza miteny lalandava (Ne parlez pas continuellement) [1.3#696]
Exemples  11  Nanontany an-dRenilezo izay miteny aho; [2.324#]
12  Aza manapaka an-drainao raha miteny izy. [2.270#]
13  Miteny irery, toy ny miresaka amim-Bazimba. [2.69#]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Analogues  18  latsa-bava, 19  loabolana, 20  milaza, 21  miloa-bava, 22  miloa-peo, 23  mivolana
Combinaisons  24  15 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miteny
Proverbes  25  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  26 mienty, miteny

Mis à jour le 2026/04/22