Entrée mitera-drano (teraka, rano)
Partie du discours locution
Explications en français Produire de l'eau, comme une plaie, un vésicatoire, suinter comme la terre humide [1.3]
Allégation Mot ou locution vu dans: lena
Exemples 
1ny kitay hazo lena mitera-drano, na fofom-biby tratran' ny tsy fahasalamana ka manehitra noho ny ahitra nohaniny. [2.470]
2raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48]

Mis à jour le 2020/07/31