| Entrée | 1 mitohy |
| Radical | 2 tohy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay
5 a) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha 6 b) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay [1.1] 7 tsy miato [1.13] |
| Explications en français |
8 Enfiler des perles, de la viande etc.
9 être ajouté, uni, enfilé; continuer, comme la pluie, comme un procès, ne pas discontinuer, se suivre: 10 Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro (La pluie n’a pas discontinué pendant une semaine) 11 ~ Nitohy tsara ny laha-teny nataony (Son discours se suivait bien) 12 ~ Nisy ramole betsaka nitohy teny an-dàlana (Il y avait beaucoup de mulets qui se suivaient sur la route) [1.3#710] 13 continu [1.13] |
| Exemples |
14 Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy.
[2.508#]
15 Dia miditra mitohy ao ihany ny kabary. [2.245#] 16 fa raha mitohy ihany dia mahatratra ny lanitra. [2.69#] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 21 manaoranolava |
| Tous les mots composés | 22 11 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot |
| Illustrations |
|
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|