| Explications en malgache |
3 Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany:
4 Liana handre ny tohin' ilay tantara aho
5 Fampidiran-javatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na tsora-by:
6 Tohy vakana
7 Famerenanjavatra na fiverenan-javatra fanindroany indray:
8 Matahotra aho sao hisy tohiny ity ady ity
9 Fanalavana:
10 Ny rambo, hono, dia tohin' ny hazondamosina ihany ~ Fohy loatra io tady io ka tsy hahatakatra raha tsy asiana tohiny
11 Fomba na asa enti-mampitambatra:
12 Ataovy tsara tohy ireo hazo ireo
[1.1]
|