Entrée mitombana (tombana)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Miseho ho manana toetra toy izao sy toy izao: Mitombàna ho lehilahy fa aza kanosanosa mifararemotra eo [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mitombana
nitombana
hitombana
mitombàna

Entrée mitombaña
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bezanozano, Sihanaka] miasa tany amin'ny angady [Rakotosaona 1972]

Entrée mitombàna (tombana)
Partie du discours   impératif du verbe actif mitombana [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2012/09/19