Entrée mitorovoka (torovoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mipetraka miarinarina amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka: Nitorovoka nanodidina an' i Dadabe ny zafy keliny enin-dahy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitorovoka
nitorovoka
hitorovoka
mitorovoha
Exemples Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31