Index

Proverbes : mitorovoka

Proverbe Rafotsibe mitorovoka eo an-doha fasana: aleo ve hitoe-poana, toy izay hitomany ireo maty be ao am--pasana? [Cousins 1871]
Rafotsibe mitorovoka eo an-doha fasana : aleo ve hitomoe-poana toy izay hitomany ireo maty betsaka ao am-pasana! [Rinara 1974]
Rafotsibe mitorovoka eo an-doha fasana : aleo ve itoe-poana toy izay hitomany ireo maty be ao am-pasana ? [Veyrières 1913 #1910]
Traduction française Vieille femme assise devant le tombeau : ne vaut-il pas mieux pleurer les nombreux morts qui sont dans le tombeau, que de rester à ne rien faire ? [Veyrières 1913 #1910]

Index