|
|
|
|

Entrée 1  mitovitovy
Radical  2 tovitovy
Partie du discours  3  verbe actif
Exemples  4  Misy mariky ny trano anglisy nanao azy iny, ka tsy maintsy hatakalo basy hafa vita tany an-toeran-kafa mitovitovy aminy. [2.471#59]
5  Zokin' ialahy angamba izy io, fa mitovitovy tarehy ianareo roa lahy. [2.472#167]
Combinaisons  6  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  7  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/03/07