Entrée mitrotro (trotro)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache mamihina olona na zavatra amin' ny sandry izay ankinina amin' ny tratra [Rajemisa 1985]
Définition française porter sus sa poitrine, entre ses bras [Abinal 1888]
Morphologie 
mitrotro
nitrotro
hitrotro
mitrotroa
Analogues  mibaby
Exemples 
1Tao andrefan' i Vodiala teo akaikin' ny tetezan' I Sahabe, indray alahady maraina, vehivavy iray mitrotro zaza, no nandalo ndeha hiangona. [Andraina: Mitaraina, page 241]
2Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 20]
Citations 

Mis à jour le 2015/04/15