Entrée mitsaka (tsaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mita rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady marivorivo eto no tsy misy voay hatahorana [Rajemisa 1985]
   [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] mita rano [Rakotosaona 1972]
Morphologie  
mitsaka
nitsaka
hitsaka
mitsakà

Entrée mitsaka (tsaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin' ny feo manokana [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mitsaka
nitsaka
hitsaka
mitsakà

Entrée mitsakà (tsaka)
Partie du discours   impératif du verbe actif mitsaka [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]

2013/05/24