|
|
|
|

Entrée1  mitsangam-pe olona
Mots élémentaires  2 mitsangana, 3 fe, 4 olona
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 ilazana ny olona afa-baraka sy tsinontsinona, tsy misy hajany kely akory fa "mitsangana fa hoe olona" fotsiny [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12