|
|
|
|

Entrée (1/2)1 mitsangana
Radical  2tsangana
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy
Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso
Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [1.1]
Exemples  5 mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470]
Morphologie 
6 Présent :
7 Passé :
8 Futur :
9 Impératif :
Synonymes  10manerinerina, miezinezina, mihenjana, mihinjitra, mijajirika, mijalajala, mijaridina, mijidina, mijoalajoala, mijoro, miorina, miridiridy, mitangezaheza, mitsatoka
Tous les mots composés  1112 combinaisons de ce mot
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)13 mitsangàna
Radical  14tsangana
Partie du discours  15 impératif du verbe actif mitsangana [Liste complète]
Explications en malgache  16 [1.1]
Explications en français  17 [1.3]

Anagrammes  18 miantsanga, 19 mitsangana, mitsangàna, 20 tsimangana

Mis à jour le 2025/11/02