|
|
|
|

Entrée1 mitsilo
Radical  2tsilo
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina ~ Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao [1.1]
Explications en anglais  5 to light the way; to look for something with a light [1.7]
Explications en français  6 éclairer; chercher avec une lumière [1.8]
Exemples  7 Izy izay mitsilo lalana ireo mpilanja an-dreniny, nefa toa mitoetra amin' ny haizina ihany indray. [2.470]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :
Tous les mots composés  12samy mitsilo ny alehany toa angamenavava
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 milotsy, 15 mitsilo, 16 tsimoly

Mis à jour le 2025/11/02