Entrée mitso-drano (tsoka, rano)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mirary, maniry soa ho an' olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna
¶ Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina ~ Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitso-drano
nitso-drano
hitso-drano
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31