| Entrée | 1 mizaha fandrin' omby |
| Mots élémentaires | 2 mizaha, 3 fandry, 4 omby |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 mitaikilo, mitily; mihainohaino na mijerijery izay ataon' ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa; ilazana ny olona tsy mbola tapa-kevitra fa mandinidinika ny toe-javatra manodidina [1.1] |
| Explications en français |
7 Regarder comment est couché un bœuf ; sonder le terrain, les gens, leur conduite [1.3] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|