Entrée mody (ody)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taisaka] miverina [Rakotosaona 1972]
   Miverina any amin' ny tany niaviana, tanàna na trano onenana, rehefa avy niasa na nianatra na nivahiny: Efa lasa nody daholo ny mpianatra ~ Mody isan-kariva ny mpiasa
¶ Miseho ho toy ny: Mody mihaino i Koto, nefa ny sainy any Ankaratra
¶ Maka tahaka: Mody adala, mody maty ny anao lahy
¶ Miova ho, manjary: Nody divay ny rano tany Kanà raha vao niteny ny Tompo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to go home, to return home; to pretend to be what one is not. [Richardson 1885]
   to go home, to return; to change into something else; to pretend [Hallanger 1973]
Définition française   rentrer chez soi, retourner à la maison; se changer ou muer; prétendre [Hallanger 1974]
Morphologie  
mody
nody
hody
modia
Mots composés, titres, noms  
Citations  

2017/07/26