| Entrée | 1 miverina |
| Radical | 2 verina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao?
5 tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e! 6 mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela! 7 mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy 8 manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany! 9 miherina: Miverina indray ity ny lohataona! 10 mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [1.1] |
| Explications en français |
11 revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit
[1.3] |
| Exemples |
12 niverin-dalana izy (il a rebroussé chemin)
[1.3]
13 tsy mbola niverina izy (il n’est pas encore revenu) [1.3] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 18 manangatra, manody, mifotitra, mimpody, mitampody, mody |
| Tous les mots composés | 19 8 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 20 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|