Entrée molaly
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin' ny valindrihana sy ny rindrin' ny trano anaovana afo izay avy amin' ny setroka mitangorona eny mandavantaona [1.1]
Explications en anglais Soot [1.7]
Explications en français Suie [1.8]
Exemples Mitsilany izy ka ny valin-drihana ikiraviravizan' ny molaly no tandrifin' ny masony. [2.470]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/12