|
|
|
|

Entrée1  montotra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 mandondona, avo kely noho ny manodidina
4 miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany:
5 Asa fa montotra indray Rasoa androany
6 manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy [1.1]
Explications en français  7 saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation
8 fâché, gonflé de colère [1.3#445]
Exemples  9  Itony loha è, montotra hoatra ny vilany nongo [2.69#]
10  Anatra avy aminy : Ry manetry montotra sy misimba hava-manana! [2.857#]
11  Mpisompa-kava-manana sy manetry montotra izy ireny, ary manao tahaka an' Ikotokely mian-dry ondry, ka ny maty no ananany be [2.285#]
Morphologie 
12  Simple :
13  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Autres orthographes  30 montitra
Analogues  31  mandomba, 32  mandondona, 33  mandroso
Tous les mots composés  34  3 combinaisons de ce mot
Proverbes  35  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/17