|
|
|
|

Entrée1 moramora
Radical  2mora
Partie du discours  3 adjectif ou adverbe
Explications en malgache  4 Tsy mahery, tsy mivatravatra: Teny moramora ihany aloha atao aminy
Miadana: Ampandehano moramora amin' izay ny fiara fa miharatsy ny lalana
Malefaka, malemy: Mitenena moramora
Zara raha hita misoritra: Nitsiky moramora izy raha vao nilazako izany [1.1]
Explications en anglais  5 easy; slow
easily; slowly [1.7]
Explications en français  6 facile; lent
facilement, aisément, doucement, lentement [1.8]
Exemples  7 Notonen-dRainilaimanga indray ny fony, nanaovany teny moramora. [2.324]
8 Ny rantsany fotsiny no nakorisarisany moramora hahazo ny volon-janany. [2.470#147]

Anagrammes  9 maromaro, 10 moramora, 11 romaroma

Mis à jour le 2025/09/19