| Entrée | 1 mpanimba | 
| Radical | 2 simba | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   mpandrava efa [1.13] | 
| Explications en français | 5   destructeur [1.13] | 
| Exemples | 6   Efa maty eritreritra angamba ireo mpanimba ala ireo?
[2.445#] 7 Tiako hovonoina hatrany an-karanany io tsaho mpanimba saim-bahoaka io. [2.643#] 8 Mifanohitra amin'izany aza no mitranga: izy ireo dia mamono totozy sy ireny bibikely mpanimba zavatra ireny. [2.424#] | 
| Anagrammes | 9 mpanamby, 10 mpanimba | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |