|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mpanjaka
Partie du discours  2  nom
Radical  3  zaka
Morphologie 
4  Simple :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary mandidy, ka fahefana ifandovana no ananany izany
Explications en anglais  10  [1.2] the sovereign
Explications en français  11  [1.3] roi, reine, souverain
Exemples  12  [2.293] Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka:
13  [2.472] Rahefa maty, hono, ny mpanjaka taloha, tsy mba natao hoe "maty" fa "miamboho", ary rahefa nalevina, tsy mba natao hoe "nalevina" fa "nafenina".
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mpanjaka
Article  15  Randzavola: mpanjaka ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)16  Mpanjaka
Partie du discours  17  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  18  [2.996] two of the books of the Bible: 1 Kings, 2 Kings
Explications en français  19  [2.996] deux des livres de la Bible: 1 Rois, 2 Rois
Vocabulaire  20  Ecritures Saintes
Article  21  Randzavola: Bokin' ny Mpanjaka ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  22  mpanjaka, panjakam

Mis à jour le 2025/08/10