|
|
|
|

Entrée1  mpankasitraka
Partie du discours  2  nom
Radical  3  sitraka
Morphologie 
4  Simple :
Exemples  5  [2.298] Raha efa tapa-kevitra hanenjika ny mpivavaka Ranavalona, nisy ny mpomba ny heviny ary nisy ny tsy mpankasitraka.
6  [2.472] Saika hivarotra ny fanjakana tamin' ny vazaha, hono, Radama, ka nisy namono, ary izay mibory misaona azy dia mpankasitraka, ka hotapahin-doha".
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot mpankasitraka

Mis à jour le 2025/07/29