|
|
|
|

Entrée1  mpiady
Partie du discours  2  nom
Radical  3  ady
Explications en malgache  4  [1.1] Ireo olona roa tonta miady eny amin' ny fitsarana
Ny miaramila miady amin' ny fahavalo any an-tafika
Explications en français  5  [1.3] Guerrier, combattant, les argumentateurs, les réclamants et les opposants
Exemples  6  [2.472] Nosarahin-dry zalahy ny mpiady.
7  [2.48] ka Ramahaisahy mba, efa mpiady mahery amy ny izany, mahery izy;
Tous les mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mpiady

Mis à jour le 2025/09/12