|
|
|
|

Entrée1  mpisolo
Radical  2 solo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Sokajin-teny enti-misolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro: -- mpisolo olona (izaho, -nay), -- mpisolo manondro (ireny ny mpianatra), -- mpisolo manontany (iza no nilaza izany), -- mpisolo mampifandray (ny olona izay mandinika), -- mpisolo malala-kevitra (ny sasany tsy mieritreritra)
5 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1]
6 sokajin-teny entina misolo olona na zavatra [1.13]
Explications en anglais  7 a substitute [1.7]
Explications en français  8 celui qui remplace, qui est remplacé [1.3]
9 remplaçant [1.8, 1.5]
10 substitut [1.13, 1.5]
Vocabulaire  11  Linguistique
Tous les mots composés  12  6 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  13  Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/12/08