|
|
|
|

Entrée1  mpisotro
Partie du discours  2  nom
Radical  3  sotro
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Fatra-pitia misotro toaka na divay
Explications en anglais  6  [1.7] a drinker, a drunkard
Explications en français  7  [1.8] buveur, ivrogne
Exemples  8  [1.369#] Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io.
9  [2.270#] Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy.
10  [2.472#] Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony;
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mpisotro

Mis à jour le 2025/08/10