|
|
|
|

Entrée1 mpitandrina
Radical  2tandrina
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina [1.1]
Explications en anglais  5 a caretaker; a clergyman [1.7]
Explications en français  6 intendant; pasteur [1.8]
Exemples  7 Ary aiza no mpitandrina azy? [1.378#]
8 Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja. [2.366#]
Tous les mots composés  9fitokanana mpitandrina
Article  10Randzavola: mpitandrina ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/10/08